Entry anatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Torohevitra, fanorotoroana: Araho tsara ny anatry ny ray aman-dreny
¶ Fananarana, fampitandremana: Anatra lehibe ho anao izao fahavoazanao izao
¶ Hafatrafatra, filazalazana: Nanome anatra mafonja vitsivitsy ny filoha talohan' ny hiaingan' ireo hanao fanompoam-pirenena [Rajemisa 1985]
English definition   advice, admonition [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   counsel, instruction, correction, reproof, rebuke [Richardson 1885]
French definition   conseil, admonition [Hallanger 1974]
Derivations  
Quotes  

Updated on 2014/04/25