Entry arivo
Part of speech adjective
Malagasy definition zato impolo
¶ be dia be tsy hita isa: Maso arivo no indray nifantoka teny amiko ka saika safotra aho [Rajemisa 1985]
English definition a thousand. [Mal. ribo; Jav. riwou; Swa. alafu.] [Richardson 1885]
 a thousand [Hallanger 1973]
French definition mille [Abinal 1888, Hallanger 1974]
International definition 1 000 [3.1]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
arivo
arivony
Compound words, titles, names 
Tables and plates The Numbers
Examples 
1Iray mitakalo arivo izany? [Andriamalala: Zazavavindrano, page 24]
2Ohatra sasany anatin'ny arivo no tsahivina. [Rahajarizafy: Kabary, page 114]
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word arivo (12)
Ankiliarivo
Antananarivo
Fénérive
  Faliarivo
Fenoarivo
Kiliarivo
  Mahazoarivo
Miarinarivo
Tomboarivo
  Tsinjoarivo
Vatoarivo
Vohitrarivo
 

2015/04/09