Entry tonga
Part of speech   participle
Malagasy definition   Mby eo amin' ny toerana iray naleha: Tonga tany Antsirabe tamin' ny sivy i dadatoa
¶ Manjary: Tonga mpanankarena lahy ilay zazalahy kely faniraka fahiny!
¶ Mody: Tongava nofo, tompoko, ny sakafo kely narosonay ho anao!
¶ Nentina avy amin' ny toerana iray ho eo amin' ny toerana iray: Tongako daholony zavatra nohafaranareo. / Indro tongako eto anatrehanareo ireo olona nasainareo nalaiko
Mitovy hevitra: avy ~ mby ~ miantefa ~ mingadona ~ tafahatra ~ tafapaka ~ tafita ~ tamy ~ tody ~ tohatra [Rajemisa 1985]
English definition   arrived [Hallanger 1973]
French definition   arrivé [Hallanger 1974]
Derivations  
Morphology  
tonga
tongako
tonganao
tongany
tongantsika
tonganay
tonganareo
tongan'
tongan-
tongam-
tonga
tongako
tonganao
tongany
tongantsika
tonganay
tonganareo
tongan'
tongan-
tongam-
ho tonga
ho tongako
ho tonganao
ho tongany
ho tongantsika
ho tonganay
ho tonganareo
ho tongan'
ho tongan-
ho tongam-
tongava
Compound words, titles, names  
Illustrations  

Updated on 2017/06/04