|
|
|
|

Index

Proverbs : ifanatrehana

Proverb 1Aoka hifanatrehana ohatra ny loa-bary an-dasy. [2.558 #326]
Aoka hifanatrehantsika, tahaka ny loa-bary an-dasy. [2.653 #277]
Aoka hifanatrehantsika tahaky ny loa-bary an-dasy. [2.415 #3190]
French translationQue ce soit réglé en présence de nous tous, comme se fait dans un camp la distribution du riz extrait de la marmite. [2.415 #3190]
French interpretationLe sens est que le partage doit être public. [2.415 #3190]

Proverb 2Arivo teny, zato kabary: faran’ ny teny ifanatrehana. [2.653, 2.165]
French translationCent discours, mille paroles; la confrontation mettra fin aux disputes. [2.165]

Proverb 3Ataovy anatra imaso hifanatrehana, fa raha takona tonga fosa. [1.1]
Ataovy anatra imaso ifanatrehana: fa raha takona tonga fosa. [2.165]
French translationSi vous avez des remontrances à faire à quelqu' un, faites-les à la personne que cela concerne; car si vous en parlez à d' autres, vous tomberez dans la médisance. [2.165]

Proverb 4Faran' ny omby hena ary faran' ny teny ifanatrehana. [2.558 #75]
Faran’ ny omby hena, faran’ ny rano Ikopa, ary faran’ ny teny ifanatrehana. [2.653 #934]
Faran' ny omby hena, faran' ny teny ifanatrehana. [2.165 #457]
French translationLa fin du bœuf c' est d' être mangé, et la fin des paroles (fausses) c' est la confrontation. [2.165]

Proverb 5Ny raharaha no ho lavorary, ny teny ifanarahana. [2.653 #2392]
Ny raharaha no lavorary, ny teny ifanarahana. [2.415]
Ny raharaha no lavorary, ny teny ifanatrehana. [2.415]
French translationCe qui rend les affaires bonnes, ce sont les délibérations et les conseils réciproques. [2.415 #3292]

Index