Index

Proverbs : hitsin-dalana

Proverb 1Aza zatra ny lalan-dririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. [2.558]
Zatra ny fita ririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. [1.1]
Zatra ny lalan-dririnina, ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. [2.558]
Malagasy interpretationEnti-milaza ireo olona voa noho ny fanarahany ny fahazarana fotsiny, tsy mahay manova famindra raha misy hilana izany. [1.1]
Enti-milaza olona entim-pahazarana fotsiny ka ny tsy tokony hatao avy no atao. [1.1]

Proverb 2Jamba tia hitsin-dalana : tsy fidiny azy akory. [2.558]

Proverb 3Ny kibo mitomany hanam-be, ny maso manao hitsin-dalana. [2.558]
Ny kibo tomany hanam-be, ary ny maso manao hitsin-dalana. [2.165 #635, 2.415 #3212, 2.653 #2284]
French translationLe ventre pleure et désire avoir une grosse part, tandis que les yeux regardent fixement avec envie. [2.415 #3212]
French interpretationSe disait de l'avidité et de la gourmandise. [2.415 #3212]

Proverb 4Ny songomby no manao hitsin-dalana,, ka ny tokandia no mamitravitra. [2.653 #2420, 2.558]

Proverb 5Voly vita kiady ka sarotra atao hitsin-dalana. [2.558]

Index