Entry | songomby | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Anaram-biby vaventy, izay lazain' ny olona sasany fa mifandraidraika amin' ny soavaly, nefa koa itompoan' ny sasany fa tsy misy akory fa atao fampitahorana ny zaza mitomany amin' ny alina mba hampangina azy fotsiny [Rajemisa 1985] | |
French translation | animal fabuleux ressemblant à un [...] [full text in Veyrières 1913, Rajemisa: Vakoka] | |
Se disait des audacieux [Veyrières 1913] | ||
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Quotes | Proverbs containing the word songomby | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |