Entry kiady
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo
Aro: Ianao no kiadinay eto antanàna.
Mitovy hevitra: avara-pianarana ~ endrika ~ felatana-mangaika ny rantsana ~ kintana telonohorefy ~ kitro ifaharana ~ olomanga ~ rehareha ~ sanga ~ tabiha ~ tatamo ravaky ny farihy ~ tolà-miadidy ~ trafo lelafin-ko mandina ~ trafo nasondrotry ny nofo ~ varavara-miandraikitra ~ varivary andrian' ny tafo ~ vato nasondrotry ny tany ~ voara endriky ny saha ~ voninahitra ~ vovonana iadian' ny lohany [1.1]
Explanations in English A pole with a tuft of grass used to mark property rights [1.7]
Explanations in French Perche surmontée d'une touffe de paille et qui sert à marquer la possesion, l'interdit [1.8]
Compound words 
Other spellings 
Proverbs 
Illustrations 

Entry kiady
Part of speech noun
Explanations in English A Boy Scout (government-sponsored); cf. skoto, tily [1.7]
Explanations in French éclaireur (laic); cf. skoto, tily [1.8]

Anagrams 

Updated on 2023/10/29