|
|
|
|

Index

Proverbs : fandiorano

Proverb 1Fandiorano : hisitrika izy ihany, hiseho izy ihany. [2.558 #1100]

Proverb 2Fandiorano ratsy, ka miseho tsy valahara, milentika tsy vaky atatra. [2.415 #3002]
Fandiorano ratsy, ka mitranga tsy menatra, misitrika tsy valahara. [2.415 #3002]
Toy ny fandiorano ny ratsy: koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [2.165]
Toy ny fandiorano ny ratsy : miseho tsy vaky afero, misitrika tsy valahara. [2.558 #4276]
Toy ny fandiorano ratsy : koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [2.653]
French translationLe méchant est comme le gyrin: quand il se montre, il n' a pas honte; et quand il disparaît, il ne rougit pas. [2.165]
Vilain gyrin nageur : il se montre impudemment, il plonge effrontément. [2.415 #3002]
French interpretationSe disait des gens qui ne savent pas rougir. [2.415 #3002]

Proverb 3Toy ny fandiorano, ka mainty ambanin' ny rano. [2.558 #4275]

Proverb 4Tsikovoka sy fandiorano : rano no iraisana, fa ny fomba samy manana ny azy. [2.558 #4430]
Tsikovoka sy fandiorano : volo no iraisana, fa ny fomba samihafa. [2.415]
Tsikovoka sy fandiorano : volo no iraisana, fa ny fomba samy manana ny azy. [2.165 #311, 2.653 #3302, 2.415]
French translationDytiques et insectes aquatiques fandiorano : ils ont même couleur mais leurs moeurs sont différentes. [2.415]
Un dytique et un gyrin: ils sont de même couleur, mais n' ont pas les mêmes habitudes. [2.165 #311]
French interpretationLes conditions des hommes sont différentes. [2.415 #864]

Index