|
|
|
|

Entry (1/4)1  afero
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Paosy kely lavalava eo ambanin' ny aty kely foana (amin' ny ila havanana), izay iangonana rano maitsomaitso mangidy antsoina rahateo hoe ranonafero, izay miforona ao amin' ny aty ka midina ao amin' ny vava tsinay rehefa miditra ao ny sakafo
Ilay rano maitsomaitso mangidy mihitsy
Explanations in English  4  [1.2] the bile, the gall, the gall-bladder
5  [1.7] bile
Explanations in French  6  [1.3] Bile, fiel, la vésicule qui le contient
7  [1.8] bile, fiel
Examples  8  Aza atohokao anay 'ty afero tsy mitampoka! [2.1022#]
Vocabulary  9  Biology
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word afero

Entry (2/4)20  afero
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  [1.1] Zavatra mangidy dia mangidy.
Explanations in English  23  [1.2] bitterness, costly. [mal ampada(?).]
Explanations in French  24  [1.3] amertume, aigreur
25  [1.8] amertume
Vocabulary  26  Emotions
Compound words 
Article  28  Randzavola: afero ao amin' ny Baiboly

Entry (3/4)29  afero
Root  30  fetra
Part of speech  31  imperative of passive verb afetra [Full list]

Entry (4/4)32  afero
Root  33  afitra
Part of speech  34  imperative of passive verb aferina [Full list]

Anagrams  35 

Updated on 2025/01/21