Entry | fandiorano (dio, rano) | |
Part of speech | noun | |
English translation | a species of snipe [Richardson 1885] | |
Vocabulary | Zoology: birds | |
Quotes | Proverbs containing the word fandiorano | |
Entry | fandiorano (dio, rano) | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | [Tanala] karazan-tsikovoka kely mpiriaria eny ambony na imbetika anaty rano [Rakotosaona 1975] | |
Bibikely maintimainty, karazana tsikovoka monina amin' ny ranomamy, kinga aoka izany raha hilomano ary manao andiany matetika sady manao antaitrika no mitranga ombieny ombieny. Anarana entiny amin' ny ankamantatra: Ingory (Inona àry izany: ritra ny rano, hafaladian' Ingory; tondraka ny rano, hafaladian' Ingory ?) [Rajemisa 1985] | ||
English translation | a water-beetle [Richardson 1885] | |
Vocabulary | Zoology: invertebrates | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |