|
|
|
|

Entry (1/2)1  vava
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fiandohan' ny lalan-kanina, izay eo afovoany ambanimbany amin' ny tarehy no misy azy, ary misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy ambany: Ao anatin' ny vava no misy ny lela sy ny nify
4  Faritra misy loaka amin' ny zavatra anankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Vava tafondro
5  Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Vava fery
6  Fiandohana: Vava asa, vava alahamady
7  Fahereza-miteny befahatany: Vavan' olona koa Rasoa iny!
8  Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka ~ Vava soa sakafo fa ny vava ratsy adidy [1.1]
Explanations in English  9  the mouth [1.7]
Explanations in French  10  bouche [1.8, 1.196]
11  ouverture [1.8]
12  entrée [1.196]
13  bec, gueule, museau, mufle [1.13]
Vocabulary  14  Biology
Morphology 
15  Simple :
16  Prefixed :
Derivatives 
17  Active verbs :
18  Passive verbs :
19  Relative verbs :
20  Names :
21  Adjectives :
Compound words 
unkLabel:Xzoonyms: 
Phytonyms 
Toponyms 
Titles  191  www.basyvava.com (Basy Vava)
Holonym 
Co-meronyms 

Entry (2/2)205  vava
Part of speech  206  noun
Explanations in Malagasy  207  voady [Bara, Sihanaka] [1.78]

Updated on 2024/10/30