Entry | saoka | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Lamba anampy ny akanjo amin' ny faritra sasantsasany hanalehibe azy; safiny [1.1] | ||||
Vocabulary | Economy: clothing | ||||
Derivatives |
| ||||
Entry | saoka | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Ny eo ambanin' ny molotra ambany; saomaka. [1.1] | ||||
Explanations in English | The chin [1.7] | ||||
Explanations in French | Le menton [1.8] | ||||
Examples | Ny volombava tsy miromborombo ary tsy malama, fa milantolanto amin' ny molotra sy ny saoka.
[1.436] | ||||
Vocabulary | Biology | ||||
Morphology |
| ||||
Updated on 2024/06/17 |