|
|
|
|

Entry (1/3)1  tava
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Biology
Explanations in Malagasy  4  Ny faritra eo anoloana amin' ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tavany. [1.1]
Explanations in French  5  le visage, la face, la figure [1.3]
Compound words 
Holonym 
Proverbs  12  Proverbs containing the word tava

Entry (2/3)13  tava
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  tolona (ady)
16  ady amin'ny kapoka, sy tora-defona [Taisaka] [1.78]

Entry (3/3)17  tava
Part of speech  18  noun
Explanations in French  19  paroi [1.13]
Compound words 

Anagrams  21  tava, vata-

Updated on 2023/06/20