|
|
|
|

Entry (1/2)1  molotra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Names :
Vocabulary  5  Biology
Explanations in Malagasy  6  Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra; tezitra vao mifanatona [1.1]
Explanations in English  7  the lips [1.7]
Explanations in French  8  lèvre [1.3, 1.8]
Examples  9  Io izy, hoy Katy nanondro molotra. [2.470]
10  Efa teo amin' ny molotro ny fiaikem-pitiavana, saingy tsy fantatro izay antony nitelemako azy indray. [2.471]
11  Ary ny molotrao ihany no mamely anao. [2.996]
Morphology 
12  Simple :
Compound words 
Phytonyms 
Holonym 
Proverbs  18  Proverbs containing the word molotra

Entry (2/2)19  molotra
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  Sisina: molobilany [1.1]
Explanations in English  22  the rim of a kettle, etc. [1.7]
Explanations in French  23  lisière, rebord [1.3]
24  rebord d'une marmite, etc. [1.8]
Morphology 
25  Simple :

Anagrams  26  lomotra, molotra

Updated on 2023/05/24