|
|
|
|

Entry (1/3) 1  tanana
Root  2 tana
Part of speech  3  participle
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao
9 Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita
10 Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa
11 Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1]
Explanations in English  12 to be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2]
Explanations in French  13 qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3#664]
Combinations  14  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tanana
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Entry (2/3) 16  tanana
Part of speech  17  noun
Morphology 
18  Simple :
Derivatives 
Adverbs :
Explanations in Malagasy  20 Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1]
21 les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens)
22 Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1]
Explanations in English  23 the hand
24 the forelegs of quadrupeds [1.7]
Explanations in French  25 la main, les mains [1.3, 1.8]
26 les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8]
27 les manches des habits, etc. [1.3]
28 main, manche, rayon [1.5]
29 [tañana] [Sakalava-Mayotte] main [1.405]
Examples  30  Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako [2.472]
31  Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471]
32  Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470]
Vocabulary  33  Biology 34  Zoology: (in general)
Holonym 
Meronyms 
Co-meronyms 
Combinations  54  133 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tanana
Proverbs  55  Proverbs containing that word
Article  56 Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
57  58 

Entry (3/3) 59  tanana
Part of speech  60  noun
Morphology 
61  Simple :
Explanations in Malagasy  62 Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1]
Explanations in English  63 a town, a city (written with the accent) [1.7]
Explanations in French  64 ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8]
65 [Sakalava-Mayotte] ville, village [1.405]
Examples  66  eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [2.131]
67  nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324]
Vocabulary  68  Geography: (in general)
Combinations  69  26 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tanana
Proverbs  70  Proverbs containing that word
Article  71 Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
72  73 

Anagrams  74 Natana, tanàna, tanana

Updated on 2026/08/15