Entry hatoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny ao ambadiky ny tenda na ny faravozona ao an-damosina, manasaraka ny loha sy ny soroka. [1.1]
Explanations in English The nape of the neck. [1.2, 1.7]
  [1.7]
Explanations in French Nuque [1.8]
Examples Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472]
Morphology 
Simple : hatoka, hatoko, hatokao, hatony, hatotsika, hatokay, hatokareo, hatok', hato-, hatoky
Prefixed : -katoka, -katoko, -katokao, -katony, -katotsika, -katokay, -katokareo, -katok', -kato-, -katoky
Derivatives 
 
Compound words 
Co-meronyms helika, kibo, lamosina, loha, nono, sandry, soroka, takiba, takibaka, tanana, tongotra, tratra, vody, vozona
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/05/19