|
|
|
|

Entry 1  lamosina
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Adverbs :
Explanations in Malagasy  4 Ny faritry ny vatana mifamaly any ivoho amin' ny tratra sy ny kibo: Misy marary ato amin' ny lamosiko ato [1.1]
Explanations in English  5 the back [1.2, 1.7]
6 [Mal. lamusir, the flesh of an animal's back] [1.2]
Explanations in French  7 le dos [1.3#382, 1.8]
Examples  8  Io no manosika antsika hanome lamosina na hiampanga azy. [1.369]
9  dia manampy amin'ny fanamaivanana ny fanaintainanan'ny lamosina. [2.424]
10  ary ny lamosina marary koa : ary satriko hiany mandry noho ny fanaintainan'ny andoha. [2.59]
Vocabulary  11  Biology
Holonym 
Co-meronyms 
Combinations  27  15 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lamosina
Proverbs  28  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21