Entry (1/5) | 1 soroka |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
8 Biology |
Explanations in Malagasy |
9 Fitambaran' ny taolana roa -- rangomaina sy taolam-panavy -- izay mampifandray ny sandry amin' ny tenabe [1.1] |
Explanations in English |
10 the shoulder [1.7] |
Explanations in French |
11 l'épaule [1.3#633, 1.8] |
Examples |
12 Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Holonym |
|
Entry (2/5) | 17 soroka |
Part of speech | 18 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
21 Fanalana ny tany na ahitra amin' ny angady, izay asosa hisafosafo ny tany ny vohony: Soroka ahitra [1.1] |
Explanations in French |
22 action de racler, d'égaliser, d'enlever avec la bêche. [1.3#633] |
Entry (3/5) | 23 soroka |
Part of speech | 24 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
26 Fialana amin' ny famelezana, toy ny tora-bato, kapoka, totohondry: Soro-baton' ilay jamba: voa vao mihilana (ohab.) [1.1] |
Explanations in French |
27 action d'esquiver un coup en se penchant. [1.3#633] |
Entry (4/5) | 28 soroka |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in Malagasy |
30 Sotro ravina [Betsimisaraka]
[1.1] |
Examples |
31 Ravina natao soroka (sotro) no isotroana ny rano. [2.245#] |
Entry (5/5) | 32 soroka |
Part of speech | 33 noun |
Vocabulary |
34 Botany |
Explanations in French |
35 (sens général : action de racler ; allusion à l'emploi des écorces en médecine populaire). Dalbergia pterocarpiflora Baker (Fabaceae). L'un des palissandres malgaches. On en râpait aussi les écorces pour les employer en teinture, pour tanner les cuirs, etc. [Bezanozano]
[1.196] |
Scientific name |
|
Updated on 2023/09/14 |