Entry | 1 misoroka |
Root | 2 soroka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manala tany na ahitra amin' ny angady izay asosa hisafosafo ny tany: Antsoy Ikoto hisoroka ny tokotanintsika 5 Midify, miala amin' ny...: Mahay misoroka ny.totohondrin' ny ankilany izy saingy tsy mahay mamely [1.1] |
Explanations in English |
6 to clear off (the ground); to dodge, to elude [1.7] |
Explanations in French |
7 nettoyer avec une bĂȘche; s'esquiver de, esquiver [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 akorosim, kiro-maso, Masikoro, misoroka |
Updated on 2022/09/14 |