|
|
|
|

Entry roso
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Efa miainga; efa lasa: Roso ny dia [1.1]
Explanations in English Going on [1.7]
Explanations in French Parti, qui est allé en avant: Roso izahay (Nous sommes partis, nous sommes allés en avant)[1.3]
 Continuer, progresser [1.8]
Examples 
1Dia roso ny diako hamonjy ny renivohitry i Frantsa. [2.471]
2Vao maty ny masoandro, dia roso ny dia. [2.472]
Morphology 
Present : roso, rosoko, rosonao, rosony, rosontsika, rosonay, rosonareo, roson', roson-, rosom-
Past : roso, rosoko, rosonao, rosony, rosontsika, rosonay, rosonareo, roson', roson-, rosom-
Future : ho roso, ho rosoko, ho rosonao, ho rosony, ho rosontsika, ho rosonay, ho rosonareo, ho roson', ho roson-, ho rosom-
Derivatives 

Updated on 2022/09/02