Entry 1/2 mandroso (roso)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manolotra zavatra ho an' olona ka mametraka izany eo anoloany: Mandroso vary ho an' ny vahiny
Manatona akaikikaiky kokoa: Mandrosoa fa aza mijajirika eo am-baravarana eo fotsiny
Mitombo fahaizana: Mandroso tsara ny zanakao
Mandeha tsara ka ahazoam-bola betsaka na misy tombony betsaka, mahomby: Mandroso ny fitaterana ankehitriny
Lasa aloha fa tsy amin' ny toerana misy azy ihany: Nandroso haingana ny tafika
Lasa nihoatra nankany amin' ny...; mitsopaka, manaoangady be lela: Mandroso lavitra dia tavitra anatin' ny ranomasina ny morontsiraka amin' itý toerana itý ~ Mandroso be loatra amin' ny taniko izany asanao izany
Misondrotra, misandratra: Tsy nandroso voninahitra intsony ilay manamboninahitra [1.1]
Explanations in English To progress, to forge ahead; to put forward, to present; to enter a house [1.7]
Explanations in French Avancer, progresser; présenter une chose ou une idée; entrer dans une maison [1.8]
Examples Andeha hiara-mandroso daholo isika hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao. [2.324]
Morphology 
Present : mandroso
Past : nandroso
Future : handroso
Imperative : mandrosoa
Compound words 
Titles Mandroso
Toponyms 
Proverbs 

Entry 2/2 Mandroso
Elementary words mandroso
Part of speech name (newspaper)
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/07/21