Entry | 1 aroso (roso) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza zavatra omena olona ka entina eo anoloany: Arosoy amin' izao ny vary [1.1] 4 Asaina miditra, ampidirina: Arosoy ilay olona ao fa efa niandry ela loatra [1.1] 5 Entina: Naroso tamin' ny fitsarana ny adinay [1.1] 6 Afindra ho alohaloha kokoa: Naroso ny daty hanaovana fanadinana [1.1] |
Explanations in English |
7 To be pushed, to be put forward [1.7] |
Explanations in French |
8 Qu'on pousse; qu'on présente; [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word aroso |
Anagrams | 14 aroso, asoro |
Updated on 2023/01/20 |