|
|
|
|

Entry 1  mpampandroso
Root  2 roso
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
Examples  5  Nifanantsafa nibitsibitsika tamin' ny maizina tao ny vahiny sy ny mpampandroso azy, nony voahidy ny varavarana. [2.472#230]
6  Tamin' izay indrindra, nitsangana ary niala tamin' ny toerany ity lasam-betsovetso samirery ka nanatona an-dRasoa mpampandroso. [2.470#89]

Updated on 2026/04/20