Entry | resy | |||||||||||||||
Part of speech | participle | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Defeated conquered, overcome [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Battu, conquis [1.8] | |||||||||||||||
Vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196] | ||||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Entry | resy | |||||||||||||||
Part of speech | passive verb | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka, Tanosy] noana [1.78] | |||||||||||||||
Updated on 2023/05/29 |
![]() |