|
|
|
|

Entry1  resy tosika
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana ny tafika nihemotra noho ny hamafin' ny ady na ny hery tsy mitovy -- miala antsitrapo handao tsy fidiny ny toerana na tanàna nipetrahana na noho ny henatra na noho ny fanaovan' ny sasany toeran-tsy zaka
Elementary words  4  resy, tosika

Updated on 2024/12/07