Entry mandray sanga
Elementary words mandray ; sanga
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny olona resy lahatra teo amin' ny adihevitra nifanaovana, ka misafo loha sisa no ataony fa tsy mahateny intsony [1.1]

Updated on 2023/09/16