Entry fandresena (resy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahombiazan' izay mahery, izay mataniaka: Nidera ny fandresen' ny tafika ny vahoaka. Izy no nahazo ny fandresena tamin' ny hazakazaka
Fanoherana: Tsy mora ny fandresena ny kilema [1.1]
Explanations in English Victory [1.7]
Explanations in French Victoire [1.8]

Updated on 2023/01/20