Entry | resy tsy miady | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ireo kivy ambony ihany na tsy mbola nanao na inona na inona aza ka dia miala sy mihataka na mijanona mihitsy aza [1.1] | |
Elementary words | resy ; tsy ; miady | |
Updated on 2023/01/01 |
![]() |