|
|
|
|

Entry (1/2) 1  resy
Part of speech  2  participle
Morphology 
3  Prefixed :
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  19 Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho
20 Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony
21 Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao
22 Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy
23 Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1]
Explanations in English  24 defeated conquered, overcome [1.7]
Explanations in French  25 battu, conquis [1.8]
26 vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196]
Examples  27  Maty Ratsimive ary resy ny tafiny. [2.508#277]
28  Hoy aho nandraiki-dresy tsy fidiny. [2.944]
29  Ho resy miandalana ny andro mahory! [1.267]
Analogs  30  ambaka noho, 31  latsaka ambany noho, 32  mandray sanga, 33  mangataka ranomandry, 34  maty an-daharana, 35  miamboho lahy, 36  mifori-drambo, 37  milavo lefona, 38  Resy tosika, 39  resy tsy miady, 40  sendra tolona tsy omby tratra, 41  tsy mahaleo, 42  tsy mahasehaka, 43  tsy mahatohitra, 44  tsy mahazo an-tsahala, 45  tsy mahovoka, 46  voasongona, 47  voatosika
Combinations  48  19 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word resy
Proverbs  49  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 50  resy
Part of speech  51  passive verb
Explanations in Malagasy  52 [Antesaka+Tanosy] noana [1.78]

Anagrams  resy, 53 sery

Updated on 2026/07/17