|
|
|
|

Entry1  monina (onina)
Part of speech  2  active verb
Derivatives 
3  Names :
Explanations in Malagasy  4  Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy
5  Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise
6  Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy [1.1]
Explanations in English  7  to dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house. [1.2]
8  to reside, to dwell [1.7]
Explanations in French  9  résider, habiter [1.8]
Examples  10  Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao [2.471]
11  ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka [2.48]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Analogs  16  Mipetraka, milasy, mitoetra, mitomoetra, miorin-dasy, maka toerana, manorim-ponenana, mamitsaka, miampirina, mialokaloka
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word monina

Anagrams  23  mañino, minona, minòna, monina

Updated on 2023/01/20