| Entry | 1 mipetraka |
| Root | 2 petraka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 mitombina (eo ampitombenana na efa tafatombina): Mipetraka eto ambony seza tompoko! / Tsy azo atao ny miarahaba manala satroka raha mipetraka
9 mitoetra, monina: Mipetraha any ambanivohitra izy 10 Ankinina amin' ny olona na banky: Vola mipetraka [1.1] |
| Explanations in English |
11 to be at rest
[1.2, 1.7] 12 to sit down, to perch [1.2] 13 to sit [1.7] |
| Explanations in French |
14 être assis
[1.3, 1.8] 15 s'asseoir [1.3, 1.8] 16 être placé, posté 17 être destitué, renvoyé 18 habiter, séjourner [1.3] |
| Examples |
19 Ny anankiray mipetraka, ary ny iray mandry.
[2.324]
20 mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra. [2.470#23] 21 Rahefa tsy miasa dia mandehandeha fotsiny eny no ataony, na mipetraka miresaka sy mifampijery. [2.472#174] |
| Analogs | 22 mamitsaka, 23 manao torovok' amboa, 24 miainginaingina, 25 miampatra, 26 mianinanina, 27 miarinarina, 28 mibalelaka, 29 mibelaka, 30 miemonemona, 31 mihaminkamina, 32 mininginingina, 33 misoketraka, 34 misolaketraka, 35 misonanaka, 36 misonanina, 37 misondretaka, 38 mitaboretaka, 39 mitakoko, 40 mitalapetraka, 41 mitampisaka, 42 mitemontemona, 43 miteronterona, 44 mitombina, 45 mitorevaka, 46 mitorovoka, 47 mitsivelatra, 48 mitsivetraka, 49 mivalaketraka, 50 mivalandotra |
| Combinations | 51 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mipetraka |
| Proverbs | 52 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 53 ampetrika, mipetraka, 54 mpiretaka, 55 mpiteraka |
| Updated on 2026/04/22 |
|