Entry miampirina (ampirina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifitsaka, manao izay tsy hitanana toerana betsaka, miampify: Miampirina ao anjoron-trano ao izy fa matahotra an-drainy, hono
Mitovy hevitra: miampify [1.1]
Explanations in English To act like a fish, to be like a fish in going to the side of a room. [1.2]
Examples 
1Rehefa vita sakafo, dia miampirina maka toerana an-trano daholo indray. [2.245]
2Ny antonona sy mety dia ny mahay mitsara tena sy miampirina amin' ny toerany eo anoloan' ny hafa. [2.296]
Morphology 
Present : miampirina
Past : niampirina
Future : hiampirina
Imperative : miampirima

Anagrams 

Updated on 2023/01/20