Entry | 1 mamitsaka |
Root | 2 fitsaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao izay hahafisaka, hampifintina: Mamitsaka ny tony ny ranonorana 5 1) Mipetraka tsara miampirimpirina tsy mihetsika amin' ny toerana iray: Mamitsakaeo amorompotana ny saka 6 2) Miery ao an-katakonana sady mitily: Namitsakatao anaty lobolobo ilay mpangalatra 7 3) Mipetraka, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa: Mamitsaka izahay izao fa resy [1.1] |
Explanations in English |
8 to throw down; to lie down, to hide one's self, to crouch. [1.2] |
Examples |
9 Nihemotra indray angaha sa ao ihany fa mamitsaka mitady hanao an-kendrena? [2.587#] 10 Mbola mamitsaka miery ato am-poko ity fitiavana, fitiavana ity, ka manorisory ny androko. [2.499#] |
Morphology |
|
Anagrams | 15 mamitsaka, mitsamaka |
Updated on 2023/01/20 |