|
|
|
|

Entry (1/2)1  milaza (laza)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  manambara hevitra na zava-miseho na baiko na hafatra amin' ny alalan-ny fitenenana; manambara, mitantara, mandidy, manafatra, miresaka, mampahafantatra, mampahalala, manome teny, manome baiko, amin-ny alalan-ny fitenenana. Indro izaho milaza teny soa mahafaly aminareo... [1.10]
4  mampahalala zavatra amin' ny alalan' ny teny na soratra: Hilaza zava-baovao mahatalanjona aminao aho
5  maneho ny hevitry ny tena: Nilaza izy fa ho tonga
6  mamoaka ampahibemaso: Nilaza ny lehiben' ny governemanta fa izay tratra mangalatra omby dia hofaizina mafy
7  mitory, manambara: Efa mahay mandainga Ikotokely; milaza izany fa efa vory saina ny adalalahy
8  mitantara: Latsa-dranomaso izy nilaza ny zava-nitranga tamin' ny 13 mey [1.1]
Explanations in English  9  to tell, to say, to inform; to report, to tell off, to refer to [1.2]
Explanations in French  10  dire [1.3, 1.5]
11  publier, annoncer, déclarer, signifier, narrer [1.3]
Examples  12  Ary tandremo sao mandositra à, milaza aho izany [2.470]
13  milaza ianao fa tia ahy, hoy izy nony ela [2.471]
14  Misy olona milaza fa ny asam-pambolena dia sahala amin' ny asa rehetra ihany [2.472]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
Analogs  19  manao tsy lian-tsofina, mitory, maneho, mamosaka, mamboraka, manaboraka, mamaky volana, mitantara, mitanisa, mamisavisa, miventy
Compound words 
Proverbs  24  Proverbs containing the word milaza

Entry (2/2)25  mila (laza)
Part of speech  26  imperative of active verb milaza
Proverbs  27  Proverbs containing the word milazà
Tables and plates  28  All the active imperatives

Anagrams  29  milaza, milazà, milaza, milazà

Updated on 2024/02/25