|
|
|
|

Entry 1  maneho
Root  2 seho
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamboraka mba ho hita, mampiseho (raha zavatra ara-tsaina na ara-panahy no lazaina): Maneho fahendrena izany fihetsika izany ~ Tonga izahay, tompoko, haneho fiaraha-miory aminareo [1.1]
Explanations in English  9 to exhibit, to display [1.7]
Explanations in French  10 montrer, exhiber [1.8]
11 présenter, montrer, faire apparaître, exhiber, représenter, révéler [1.13]
Examples  12  Ny tapatapany amin' ny tantaram-pirenena iankinan' ity lahatsoratra ity dia maneho zava-marina avokoa. [2.472#5]
13  maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka. [2.470#87]

Anagrams  14 hemano, maneho, 15 mañohe, 16 mohàñe

Updated on 2026/04/20