|
|
|
|

Entry (1/4) 1  mitory
Root  2 tory
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra: Mahay mitory teny io mpitondra fivavahana io [1.1]
Explanations in English  9 to preach, to accuse [1.7]
Explanations in French  10 prêcher; accuser [1.8]

Entry (2/4) 11  mitory
Root  12 tory
Part of speech  13  active verb
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Explanations in Malagasy  18 Manasilaka ny tsiratsirany: Mitory zavamaniry hatao kofehy [1.1]
Combinations  19  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitory

Entry (3/4) 20  mitory
Root  21 tory
Part of speech  22  active verb
Morphology 
23  Present :
24  Past :
25  Future :
26  Imperative :
Explanations in Malagasy  27 Miampanga amin' ny manampahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Mahazo mitory ianao fa tsy raharahako
28 Manambara, milaza: Tsy mamaly ianao rehefa anontaniana; mitory izany fa ianao mihitsy no nanao io hadisoana io [1.1]

Entry (4/4) 29  mitory
Root  30 tory
Part of speech  31  active verb
Morphology 
32  Present :
33  Past :
34  Future :
35  Imperative :
Explanations in Malagasy  36 Manisy soritra manelanelana na manavaka: Mitory tanimbary [1.1]

Anagrams  37 Itrimo, 38 miotry, mitory

Updated on 2026/04/20