|
|
|
|

Entry 1  mihazakazaka
Root  2 hazakazaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandeha haingana dia haingana: Mahery mihazakazaka ny aositrisy
9 Mila vonjy, manatona hangata-bonjy: Nihazakazaka aty aminao aho fa misy mahaporitra ahy kely [1.1]
Explanations in English  10 to run [1.2, 1.7]
11 to gallop [1.2]
12 to race [1.7]
Explanations in French  13 courir [1.3#229, 1.8]
14 galoper: Mahery mihazakazaka io soavaly io (Ce cheval court, galope fameusement) [1.3#229]
15 demander secours, avoir recours à [1.3#229]
Examples  16  Lasa izy nihazakazaka nankao an-trano: [2.324]
17  Tsy sahy nihazakazaka nialoha lalana azy toy ny fataony, tsy sahy niloa-bolana taminy indray mandeha akory ... [2.470#85]
18  mihazakazaka manodidin-trano aloha no ataony, sady raotiny eny am-pihazakazahana ny rindrina zozoro. [2.472#05]
Analogs  19  manao antsaikona, 20  manao rarangy, 21  manao tongomalady, 22  manao tongotra an-katoka, 23  mandainday, 24  mandeha haingana, 25  mandeha toy ny sitimo, 26  mandeha toy ny tadio, 27  mandeha toy ny tselatra, 28  mandrivotra, 29  manidina, 30  midodododo, 31  mikaretsaka, 32  mimaona, 33  miridana, 34  mirifatra, 35  mirimorimo, 36  mirintona, 37  miriotra, 38  miritirity, 39  mirodorodo, 40  mirotoroto, 41  mitsoriaka
Combinations  42  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihazakazaka
Proverbs  43  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22