Entry | 1 mirifatra |
Root | 2 rifatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandositra, milefa, manidina: Nirifatra niaraka tamin' izay ireo andiam-borona [1.1] |
Examples |
5 Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mirifatra |
Anagrams | 11 mifaritra, mirafitra, mirifatra |
Updated on 2023/01/05 |