Entry | 1 midodododo |
Root | 2 dodododo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandeha haingana, mihazakazaka: Lasa nidodododo nankany antsena Izy fa nanam.bahiny tampoka 5 Mirohotra haingana: Nidodododo ny vahoaka mba hamonjy ny haintrano 6 Tonga maika dia maika: Nidodododo izahay, tompoko, hanala alahelo anareo amin' izao fahoriana izao [1.1] |
Explanations in English |
7 to hurry to approach [1.7] |
Explanations in French |
8 se presser d'accourir [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word midodododo |
Updated on 2023/01/20 |