| Entry | 1 mirimorimo |
| Root | 2 rimorimo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Miezaka, mihazakazaka, miriotra, mimaona: Mirimorimo ny soavaly
9 Misafoaka: Raha vao tohina izy dia mirimorimo 10 Mimonomonona: Mirimorimo ny tandrimo 11 Mifioka, mibizizioka: Nirimorimo ny vaton' ny antsamotady ka taitra daholo izay rehetra tao [1.1] |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | mirimorimo, 13 miromiromy |
| Updated on 2026/04/21 |
|