Entry manao rarangy
Elementary words manao ; rarangy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Synonyms mamely rarangy ~ mikatroka rarangy

Updated on 2023/07/17