Entry | 1 manao |
Root | 2 tao |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mamorona zavatra vaovao: I Denis Papin no nanao ny masinina mandeha amin' ny herin' ny etona Mahary, mampisy ny tsy misy: Andriamanitra no nanao izao tontolo izao Manamboatra, manangana, mandrafitra: Nanao trano any ambanivohitra izahay ~ Manao latabatra Mikarakara sy mahavita, manatanteraka asa iray: Aoka samy hanao ny adidiny ~ Tsy hanao izany tetika amporisihinao izany aho na homenao vola be aza Miteny, milaza: Dia hoy Andrianampoinimerina nanao hoe: "Ny ranomasina no valampariako" Milatsaka, mirotsaka amin' ny raharahairay: Nanao dokotera ny zokiko Mihevitra: Manao ahy ho badolahy manko ianao Mikasa, mitetika: Nanao handeha rahariva izy Mitondra (akanjo, fitafiana na haingo) eny amin' ny tena: Tonga nitady anao teo ilay olona manao solomaso mainty iny Mametraka: Iza no nanao ny kofafa teto ambony latabatra? |
Explanations in English |
5 [1.7] to do, to act; to think |
Explanations in French |
6 [1.8] faire, agir; penser |
Morphology |
|
Analogs | 11 manao tokoa, manao dia manao, mimaso, tsy mivandy, tsy manamohamo, tsy mihambahamba, mikatroka, somokotra, jenitra, miala nenina, miady fo, miotrikotrika, mimokitra, mamono masoandro |
Compound words |
|
Titles |
Proverbs | 448 Proverbs containing the word manao |
Anagrams | 449 amona-, aoman, manao, manoa, maona, moana, namoa, naoma, omana |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |