Entry manao fe manao
Elementary words manao ; fe
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1]
Explanations in English To just do something, to do something without care or zeal [1.7]
Explanations in French Faire à peu près, par manière d’acquit [1.3]
 Faire une chose comme-ci comme-çà [1.8]
Antonyms 

Updated on 2023/01/01