Entry manao alasafay
Elementary words manao ; ala safay
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nanao alasafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1]
Explanations in English To trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2]
Synonyms miala safay ~ misafay

Updated on 2023/04/16