|
|
|
|

Entry (1/2)1  mangatsiaka (hatsiaka)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mamanala, manaikitra, mamirifiry: Mangatsiaka ny andro rehefa ririnina
4  Tsy mafana, antara: Mangatsiaka ny kafe
5  Tsy misy hafanana, tsy mirehidrehitra: Nangatsiaka ny fifandraisanay tao ho ao izay
6  Mahatsiaro hatsiaka: Mangatsiaka aho fa rakofy bodofotsy
7  Matimaty, matoritory: Mangatsiaka ny fivavahana amin' itý faritany itý [1.1]
Explanations in English  8  cold [1.2, 1.7]
9  chilly, frigid. [1.2]
Explanations in French  10  froid [1.8]
Examples  11  Vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory. [2.324]
12  Tsy ela kosa dia nentin-dRasoa avy any, amin' ny zinga lava taho, ny rano mangatsiaka mangalahala. [2.470]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
Analogs  16  mamirifiry, antaravelona, havandra latsaka17  manara, ngoly, jihitra, marikoditra, mitsangam-bolo, mangintsy, mangintsingintsina, mangintsina, mifihifihy, mivihivihy, sarotin-katsiaka, saro-nara, manaran-defona
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  21  Proverbs containing the word mangatsiaka

Entry (2/2)22  Mangatsiaka
Elementary words  23  mangatsiaka
Part of speech  24  name (toponym)
Vocabulary  25  Geography: rivers, lakes
Explanations in French  26  petite rivière de la préfecture de Fort-Dauphin qui se jette dans le lac Anony [1.11]
Tables and plates  27  Full list

Anagrams  28  Mangatsiaka, mangatsiaka, Mangatsiaka, mangatsiaka

Updated on 2024/08/29