|
|
|
|

Entry1  antaravelona
Elementary words  2  antara, velona
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mangatsiaka tanteraka, mamanala aoka izany: Efa antaravelona itỳ varinao fa ndeha re hano
Explanations in English  5  [1.2] [velona, living.] Extremely cold.
Examples  6  [2.4#] raha hafanana no ilazana azy, dia tena antaravelona mihitsy.
7  [2.528#] Tsy ra no mikoriana ao aminao fa rano mangatsiaka, antaravelona!

Updated on 2024/12/07