Entry | mangintsy (hintsy) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mangatsiaka, manaikitra, mamirifiry: Mangintsy izany andro izany, zalahy Mahatsiaro mangatsiaka, mamirifiry: Mangintsy aho farakofy bodofotsy Vita tanteraka tsy iverenana intsony. [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/10/27 |