|
|
|
|

Entry1  manaratsy
Root  2  ratsy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao izay haharatsy: Aza manaratsy tarehy toy izao ianao
5  Manao ho ratsy: Tsy mety ny manaratsy ny tsara fa izany no manao hala volo
6  Manendrikendrika, manoso-potaka, manabanty, manao tsinontsinona, manaboka: Manaratsy ny namany foana Rabe [1.1]
Explanations in English  7  to speak evil of [1.7]
Explanations in French  8  diffamer [1.107]
9  calomnier [1.3, 1.8]
10  dénigrer, rendre mauvais, laid, vilain: manaratsy ahy lalandava izy (il me dénigre sans cesse) [1.3]
Examples  11  Mpitovo manan'anaka manaratsy an-dreniny [2.131]
12  Raha misy vehivavy manaratsy loatra, dia hevero fa angamba sahala izy sy i Nestina. [2.285#]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Analogs  17  manebaka, manamavo, mamasoka, manabanty, manazimba, manaboka, manafoka, maniny, manakiana, manakizaka, manizakiza, manambany, manatsizarizary, manao ambanin-javatra, manao tsinontsinona, manenitra, mamotsifotsy, maniratsira, manevateva, mamingavinga, manitsakitsaka, manosihosy
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word manaratsy

Anagrams  20  manaratsy, mañatsary, maratsañy

Updated on 2023/05/14