|
|
|
|

Entry (1/4) 1  maniny
Root  2 tsiny
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manome tsiny, milaza ho diso: Tsy afaka velively haniny ahy amin' izany ianao
9 Manakiana, manitsy: Azonao atao ny maniny ny boky nosoratako [1.1]

Entry (2/4) 10  maniny
Root  11 tsiny
Part of speech  12  active verb
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Explanations in Malagasy  17 Manamafy vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy [1.1]

Entry (3/4) 18  maniny
Part of speech  19  active verb
Explanations in Malagasy  20 [Bara] manafina [1.78]

Entry (4/4) 21  maniny
Root  22 many
Part of speech  23  noun many and pronoun
Explanations in English  24 his/her/its/their odor [3.1]
Explanations in French  25 son odeur, leur odeur [3.1]

Anagrams  26 amin' ny, maniny

Updated on 2026/04/20