Entry (1/2) | 1 manakiana |
Root | 2 kiana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manome tsiny: Tsy ilaozan' olona hanakiana ny zavatra ataonao fa aza kivy [1.1] |
Explanations in English |
5 to criticize details, to find fault [1.7] |
Explanations in French |
6 censurer [1.3, 1.8] 7 blâmer [1.3] 8 critiquer [1.8] |
Examples |
9 Na dia eo aza ny fitiavanao ny Fiangonana, io ianao fa manakiana ny fitsipika ao aminy. [1.369#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 manakiàna |
Root | 15 kiana |
Part of speech | 16 imperative of active verb manakiana |
Tables and plates |
17 All the active imperatives |
Anagrams | 18 manakiana, manakiàna, manakiana, manakiàna |
Updated on 2023/01/20 |